HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


Ry zanaka malalan’ny Ray, ho anao izay nofidiana talohan’ny nahariana anao mba iaina izay fiainanao hiatomboka androany dia androany, dia hangatahana ianao hanome sy hamerina hanome ny « ENY-NAO » feno sy tsy misy fepetra amin’ny Sitrapon’ny Ray, mba ho tanteraka ao aminao ny Planiny.

image