Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 4

18 Mar 2025

Anaka, avia eto anilako. Rehefa eo akaiky ny Foko ny fonao dia voadoron’ny afon’ny Fitiavako. Tahaka ny volamena izay mila diovina amin’ny afo dia torak’izany koa ny fonao, mila diovina amin’ny afon’ny Fitiavako. Tiako ny mahita anao manaiky Ahy.

image