Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 14

10 Apr 2025

Anaka, ho an’ny voninkazo, na misy rivotra, na misy orana na masoandro, ny zava-dehibe dia ny hifikirany tsara amin’ny tahony ; ianao, io voninkazo io izay miaina fotoam-pifaliana, fotoam-pahoriana, fotoan-tsarotra. Ny zava-dehibe dia ny mba hampiray anao Amiko tsara, Izaho izay loharanon’izay ilainao rehetra mba handraisanao sy hanatanterahanao ny iraka izay nankiniko taminao.

image