Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 9

17 Apr 2025

R’ilay Bitikako, mila anao aho, mila maka aina ao anatinao Aho ka onina marina ao. Mitoera eo anatrehako mba handraisanao ireo tondram-pitiavana izay atosako ao anatinao, ary miaraka amin’izany koa, atosako ao amin’ireo fianakavianao. Manaikè tiavina. Tiako ianao.

image