Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 44

10 Mar 2025

R’ilay Bitikako, avia eto akaikiko. Tiako ny fonao miankina amin’ny Foko mba hanamaivana ny hetahetako, hetaheta te hiombona am-po aminao, miaraka amin’ireo olon-tiako rehetra eto ambony tany. Mba tiako ny hahita an’izy ireo hiantsampy ety an-tsandriko. Raiso ny Fitiavako, ny Famindram-poko, ny Famelan-keloko, satria izany no tian’ny Ray.

image