Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 100

4 Okt 2024

Anaka, ataovy izay mahabitika anao mba handraisanao tsara ny Fitiavana izay tiako harotsaka ao aminao. Isaky ny mandray ny Fitiavako ianao, amin’ny alalan’ny fanetre-tena, dia nisy fiovana ao aminao ka amin’izany no hatonga anao « Fitiavana », izany no antony nahariana anao.

image