Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 2

3 Mar 2025

Anaka, aza matahotra, mandrosoa mandrakariva ao anatin’ny Finoana. Ny fatsapanao ny Fiadanako ao anatinao no hafantaranao fa eo amin’ny làlana marina ianao. Amin’ny alalan’io Fiadanana tsapanao io koa no afahanao miroso sy maka ireo fanapahan-kevitra mifanaraka amin’ny sitrapon’ny Raiko.

image