Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 50

15 Mar 2025

Anaka, sambatra ianao nahita sitraka teo Imasoko ary nandray Fitiavana betsaka ! Raiso ny tambitambin’ny Reniko izay RENY-NAO tia anaotanteraka. Henoy tsara ireo teny izay lazainy moramora amin’ny sofinao avy amin’ny Foko sy ny Fon’ny Ray. Tiako ianao, tena tiako ianao.

image