Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 81

12 Apr 2025

Anaka, nahita sitraka teo imasoko ianao. Aza mihevitena intsony hoe lehibe. Ekeo ny maha madinika anao, mba afahako mandray anao ety an-tsandriko, mamihina ny fonao eo amin’ny Foko mba hanatosahako tondram-pitiavana ao anatin’ny fonao. Dia haheno ilay bitsika malefaka ao anatinao lalina ianao, izay milaza hoe : « Tiako ianao ». Enonao ve Anaka, Tiako loatra ianao ! Tiako ianao !

image