Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 41

26 Apr 2025

Anaka, tena lehibe tokoa ny fitiavako anao ka tiako ho Ahy manontolo ianao, mba hafahantsika miaraka manatanteraka zava-dehibe maro. Fa ny tena mendrika sy manandanja indrindra dia ny hatsapanao fa tena lalimpaka ny itiavako anao ary koa ny fanekenao havaozin’ny Fitiavako.

image