Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 82

13 Jon 2025

Anaka, ianao izay novolavolaiko tamim-pitiavana tokoa, ianao izay nomeko olona maro izay nofidiko tsara hanodidina anao mba hafahanao mandray fitiavana betsaka : voalohany amin’izy ireny ny Ray aman-dReninao, ny anabavinao, ny anadahinao ary maro hafa koa… aza manana ahiahy na kely fotsiny aza amin’ny Fitiavako, Izaho Andriamanitrao.

image